plt_tn/1ch/29/12.md

231 B

Fampahafantarana ankapobeny

Manohy ny vavam-piderany an'i Yaveh i Davida.

Eo an-tananao ny fahefana sy ny hery.

Ny teny hoe "fahefana" sy "hery" dia midika zavatra mitovy ary mampisongadina ny halehibeazan'ny herin'i Yaveh.