# Fampahafantarana ankapobeny Manohy ny vavam-piderany an'i Yaveh i Davida. # Eo an-tananao ny fahefana sy ny hery. Ny teny hoe "fahefana" sy "hery" dia midika zavatra mitovy ary mampisongadina ny halehibeazan'ny herin'i Yaveh.