plt_tn/1ch/28/20.md

20 lines
601 B
Markdown

# Mahatanjaha ary manàna herim-po
Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa tsy maintsy mahery fo i Solomona.
# Aza matahotra na miahiahy
Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa tsy mahazo milavo lefona i Solomona. D.H: "Mahereza" na "matokia".
# dia momba anao
D.H: "hanampy anao"
# Tsy hamela anao Izy
Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa i Yaveh dia hiaraka amin'i Solomona mandrakariva.
# ireo fizaran'ireo mpisorona sy ireo Levita
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 28:13