# Mahatanjaha ary manĂ na herim-po Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa tsy maintsy mahery fo i Solomona. # Aza matahotra na miahiahy Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa tsy mahazo milavo lefona i Solomona. D.H: "Mahereza" na "matokia". # dia momba anao D.H: "hanampy anao" # Tsy hamela anao Izy Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa i Yaveh dia hiaraka amin'i Solomona mandrakariva. # ireo fizaran'ireo mpisorona sy ireo Levita Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 28:13