plt_tn/1ch/28/20.md

601 B

Mahatanjaha ary manàna herim-po

Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa tsy maintsy mahery fo i Solomona.

Aza matahotra na miahiahy

Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa tsy mahazo milavo lefona i Solomona. D.H: "Mahereza" na "matokia".

dia momba anao

D.H: "hanampy anao"

Tsy hamela anao Izy

Ireo teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary manasongadina fa i Yaveh dia hiaraka amin'i Solomona mandrakariva.

ireo fizaran'ireo mpisorona sy ireo Levita

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 28:13