plt_tn/1ch/24/06.md

488 B

Semaia

Izany no anaran'ny lehilahy

Netanela

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 15:22

Ahimeleka

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 18:14

Ny foko iray dia voasarika tamin'ny antsapaka avy tamin'ireo taranak'i Eleazara, ary ny manaraka dia ho sarihana avy amin'ireo taranak'Itamara.

D.H: "Nisafidy iray tamin'ny alalan'ny antsapaka tamin'ny taranak'i Eleazara izy ireo, ary nisafidy iray tamin'ny alalan'ny antsapaka tamin'ny taranak'i Itamara izy ireo.