# Semaia Izany no anaran'ny lehilahy # Netanela Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 15:22 # Ahimeleka Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 18:14 # Ny foko iray dia voasarika tamin'ny antsapaka avy tamin'ireo taranak'i Eleazara, ary ny manaraka dia ho sarihana avy amin'ireo taranak'Itamara. D.H: "Nisafidy iray tamin'ny alalan'ny antsapaka tamin'ny taranak'i Eleazara izy ireo, ary nisafidy iray tamin'ny alalan'ny antsapaka tamin'ny taranak'i Itamara izy ireo.