plt_tn/1ch/24/06.md

16 lines
488 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Semaia
Izany no anaran'ny lehilahy
# Netanela
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 15:22
# Ahimeleka
Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 18:14
# Ny foko iray dia voasarika tamin'ny antsapaka avy tamin'ireo taranak'i Eleazara, ary ny manaraka dia ho sarihana avy amin'ireo taranak'Itamara.
D.H: "Nisafidy iray tamin'ny alalan'ny antsapaka tamin'ny taranak'i Eleazara izy ireo, ary nisafidy iray tamin'ny alalan'ny antsapaka tamin'ny taranak'i Itamara izy ireo.