plt_tn/1ch/23/04.md

565 B

Amin'ireo, dia efatra arivo sy roa alina

efatra arivo - D.H: "Amin'ireo Levita ireo, 24 000"

enina arivo

"Levita 6 000"

manam-boninahitra sy mpitsara

Ireo Levita ireo dia nihaino ny fandresen-dahatra ara-dalàna ary nitantana ny rariny mifanaraka amin'ny lalàn'i Mosesy.

Efatra arivo

"Levita 4 000"

mpiandry vavahady

Ireo Levita ireo dia niandry ny fidiran'ny tempoly ka tsy hisy tsy madio miditra.

izay mifanaraka

"mifototra amin'ny" na "mifanaraka amin'ireo taranak'i"

Gersona, Kehata, ary Merary

Ireo no anaran'ny zanakalahin'i Levy.