plt_tn/1ch/23/04.md

28 lines
565 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Amin'ireo, dia efatra arivo sy roa alina
efatra arivo - D.H: "Amin'ireo Levita ireo, 24 000"
# enina arivo
"Levita 6 000"
# manam-boninahitra sy mpitsara
Ireo Levita ireo dia nihaino ny fandresen-dahatra ara-dalàna ary nitantana ny rariny mifanaraka amin'ny lalàn'i Mosesy.
# Efatra arivo
"Levita 4 000"
# mpiandry vavahady
Ireo Levita ireo dia niandry ny fidiran'ny tempoly ka tsy hisy tsy madio miditra.
# izay mifanaraka
"mifototra amin'ny" na "mifanaraka amin'ireo taranak'i"
# Gersona, Kehata, ary Merary
Ireo no anaran'ny zanakalahin'i Levy.