# Amin'ireo, dia efatra arivo sy roa alina efatra arivo - D.H: "Amin'ireo Levita ireo, 24 000" # enina arivo "Levita 6 000" # manam-boninahitra sy mpitsara Ireo Levita ireo dia nihaino ny fandresen-dahatra ara-dalàna ary nitantana ny rariny mifanaraka amin'ny lalàn'i Mosesy. # Efatra arivo "Levita 4 000" # mpiandry vavahady Ireo Levita ireo dia niandry ny fidiran'ny tempoly ka tsy hisy tsy madio miditra. # izay mifanaraka "mifototra amin'ny" na "mifanaraka amin'ireo taranak'i" # Gersona, Kehata, ary Merary Ireo no anaran'ny zanakalahin'i Levy.