plt_tn/1ch/21/23.md

409 B

Alaivo ho anao izany

D.H: "Alaivo ho toy ny fanomezana izany"

izay hitanao fa tsara eo imasonao

Ny fisainan'i Davida dia voafaritra amin'ny fahitany. D.H: "izay toa tsara aminao"

fivelesam-bary

takelaka hazo miaraka amin'ny vato na vy voavoatra ambany, nampiasaina mba hampisarahana voa avy amin'ny tahony amin'ny alalan'ny fisintonana azy eo amin'ny vary mipetraka ao amin'ny toeran'ny famoloana.