plt_tn/1ch/21/23.md

12 lines
409 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Alaivo ho anao izany
D.H: "Alaivo ho toy ny fanomezana izany"
# izay hitanao fa tsara eo imasonao
Ny fisainan'i Davida dia voafaritra amin'ny fahitany. D.H: "izay toa tsara aminao"
# fivelesam-bary
takelaka hazo miaraka amin'ny vato na vy voavoatra ambany, nampiasaina mba hampisarahana voa avy amin'ny tahony amin'ny alalan'ny fisintonana azy eo amin'ny vary mipetraka ao amin'ny toeran'ny famoloana.