# Alaivo ho anao izany D.H: "Alaivo ho toy ny fanomezana izany" # izay hitanao fa tsara eo imasonao Ny fisainan'i Davida dia voafaritra amin'ny fahitany. D.H: "izay toa tsara aminao" # fivelesam-bary takelaka hazo miaraka amin'ny vato na vy voavoatra ambany, nampiasaina mba hampisarahana voa avy amin'ny tahony amin'ny alalan'ny fisintonana azy eo amin'ny vary mipetraka ao amin'ny toeran'ny famoloana.