plt_tn/1ch/21/13.md

674 B

Ory loatra aho

D.H: "Anaty olana be aho"

Avelao aho hianjera eo an-tanan'i Yaveh toy izay eo an-tanan'ny olona, satria tena lehibe ny famindram-pony

D.H: "Avelao aho ho eo ambanin'ny fitantanan'i Yaveh, toy izay ambanin'ny fitantanan'ny olona, satria tena mpamindra fo Yaveh."

ary olona fito alina no maty

"ary olona 70 000 no maty"

nanova ny fisainany

Manova fanapahan-kevitra.

Atsaharo ny tananao

Miteny ireo anjely mpandrava i Yaveh mba hanajanona ny famonoana olona.

nitsangana ny anjelin'i Yaveh

Ny anjelin'i Yaveh dia voafaritra ho zavatra izay nanaiky hitsangana tahaka ny olona izay nanaiky hitsangana.

Araona

Izany no anaran'ny lehilahy.