plt_tn/1ch/21/13.md

28 lines
674 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ory loatra aho
D.H: "Anaty olana be aho"
# Avelao aho hianjera eo an-tanan'i Yaveh toy izay eo an-tanan'ny olona, satria tena lehibe ny famindram-pony
D.H: "Avelao aho ho eo ambanin'ny fitantanan'i Yaveh, toy izay ambanin'ny fitantanan'ny olona, satria tena mpamindra fo Yaveh."
# ary olona fito alina no maty
"ary olona 70 000 no maty"
# nanova ny fisainany
Manova fanapahan-kevitra.
# Atsaharo ny tananao
Miteny ireo anjely mpandrava i Yaveh mba hanajanona ny famonoana olona.
# nitsangana ny anjelin'i Yaveh
Ny anjelin'i Yaveh dia voafaritra ho zavatra izay nanaiky hitsangana tahaka ny olona izay nanaiky hitsangana.
# Araona
Izany no anaran'ny lehilahy.