# Ory loatra aho D.H: "Anaty olana be aho" # Avelao aho hianjera eo an-tanan'i Yaveh toy izay eo an-tanan'ny olona, satria tena lehibe ny famindram-pony D.H: "Avelao aho ho eo ambanin'ny fitantanan'i Yaveh, toy izay ambanin'ny fitantanan'ny olona, satria tena mpamindra fo Yaveh." # ary olona fito alina no maty "ary olona 70 000 no maty" # nanova ny fisainany Manova fanapahan-kevitra. # Atsaharo ny tananao Miteny ireo anjely mpandrava i Yaveh mba hanajanona ny famonoana olona. # nitsangana ny anjelin'i Yaveh Ny anjelin'i Yaveh dia voafaritra ho zavatra izay nanaiky hitsangana tahaka ny olona izay nanaiky hitsangana. # Araona Izany no anaran'ny lehilahy.