plt_tn/1ch/18/14.md

625 B

Zeroia ... Ahiloda ... Ahitoba ... Abiatara ... Saosa ... Benaia ... Joiada

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

mpitan-tsorata

ny olona izay manoratra ny antsipirihan'ny hetsika miavaka.

Abimeleka

Io fanononana io dia maneho fanitsiana ami'ny fanononana hoe "Abimeleka", izay arahan'ny dikan-teny hafa. Ny fanononana voahitsy dia mahatonga io andininy io hifanaraka amin'ny 8:15.

Zadoka zanaka lahin'i Ahitoba sy Abimeleka zanaka lahin'i Abiatara no mpisorona

Ny dikan-teny hafa dia manitsy an'io mba hilazana fa i Ahitoba sy Abimeleka no mpisorona avo.

Keretita ... Peletita

Ireo no anaran'ny vondron'ny olona.