# Zeroia ... Ahiloda ... Ahitoba ... Abiatara ... Saosa ... Benaia ... Joiada Ireo no anaran'ireo lehilahy. # mpitan-tsorata ny olona izay manoratra ny antsipirihan'ny hetsika miavaka. # Abimeleka Io fanononana io dia maneho fanitsiana ami'ny fanononana hoe "Abimeleka", izay arahan'ny dikan-teny hafa. Ny fanononana voahitsy dia mahatonga io andininy io hifanaraka amin'ny 8:15. # Zadoka zanaka lahin'i Ahitoba sy Abimeleka zanaka lahin'i Abiatara no mpisorona Ny dikan-teny hafa dia manitsy an'io mba hilazana fa i Ahitoba sy Abimeleka no mpisorona avo. # Keretita ... Peletita Ireo no anaran'ny vondron'ny olona.