plt_tn/1ch/18/14.md

20 lines
625 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Zeroia ... Ahiloda ... Ahitoba ... Abiatara ... Saosa ... Benaia ... Joiada
Ireo no anaran'ireo lehilahy.
# mpitan-tsorata
ny olona izay manoratra ny antsipirihan'ny hetsika miavaka.
# Abimeleka
Io fanononana io dia maneho fanitsiana ami'ny fanononana hoe "Abimeleka", izay arahan'ny dikan-teny hafa. Ny fanononana voahitsy dia mahatonga io andininy io hifanaraka amin'ny 8:15.
# Zadoka zanaka lahin'i Ahitoba sy Abimeleka zanaka lahin'i Abiatara no mpisorona
Ny dikan-teny hafa dia manitsy an'io mba hilazana fa i Ahitoba sy Abimeleka no mpisorona avo.
# Keretita ... Peletita
Ireo no anaran'ny vondron'ny olona.