plt_tn/1ch/17/11.md

530 B

rehefa tanteraka ny fotoananao

Ny fiainana dia nolazaina ho isan'ny andro sasany.

handehanana any amin'ny razambenao

Ireo andian-teny ireo dia milaza ny fahafatesana ho toerana izay misy ny razamben'i Davida satria efa maty izy ireo.

hanangana ireo taranaka mandimby anao Aho

Ny fametrahana olona iray eo amin'ny fitarihana dia nilazana ny fananganana azy ireo ambony kokoa.

Izaho hametraka ny seza fiandrianany

Ny didy izay hitondra tahaka ny mpanjaka dia nofaritana eo amin'ny toerana izay ipetrahan'ny mpanjaka.