plt_tn/1ch/17/11.md

16 lines
530 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# rehefa tanteraka ny fotoananao
Ny fiainana dia nolazaina ho isan'ny andro sasany.
# handehanana any amin'ny razambenao
Ireo andian-teny ireo dia milaza ny fahafatesana ho toerana izay misy ny razamben'i Davida satria efa maty izy ireo.
# hanangana ireo taranaka mandimby anao Aho
Ny fametrahana olona iray eo amin'ny fitarihana dia nilazana ny fananganana azy ireo ambony kokoa.
# Izaho hametraka ny seza fiandrianany
Ny didy izay hitondra tahaka ny mpanjaka dia nofaritana eo amin'ny toerana izay ipetrahan'ny mpanjaka.