# rehefa tanteraka ny fotoananao Ny fiainana dia nolazaina ho isan'ny andro sasany. # handehanana any amin'ny razambenao Ireo andian-teny ireo dia milaza ny fahafatesana ho toerana izay misy ny razamben'i Davida satria efa maty izy ireo. # hanangana ireo taranaka mandimby anao Aho Ny fametrahana olona iray eo amin'ny fitarihana dia nilazana ny fananganana azy ireo ambony kokoa. # Izaho hametraka ny seza fiandrianany Ny didy izay hitondra tahaka ny mpanjaka dia nofaritana eo amin'ny toerana izay ipetrahan'ny mpanjaka.