plt_tn/1ch/17/09.md

28 lines
965 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy miresak amin'ny Natana ny hafatra izay heverina homena an'i Davida Andriamanitra.
# hametraka azy ireo ao
Andriamanitra dia milaza ny hametraka an'Israely amin'ny tany namapanantenaina toy ny zava-maniry izay napetrany teo amin'ny tany. D.H: "Hampitoetra azy ireo eo Aho"
# nanomboka tamin'ny andro izay nandidiako
Ny fotoan'ny taranaka maro dia nolazaina ho hatramin'ireo andro. D.H: "raha nandidy Aho" na "hatramin'ny taranaka izay nandidiako"
# mba ho eo amin'Israely oloko
Ny hoe eo amin'ny fitondrana dia nolazaina koa ho eo amin'ny olona iray. D:H "handidy ny Israely oloko"
# ireo fahavalonao rehetra... lazaiko aminao
Ny teny "anao" sy "ianao" dia nialazana an'i Davida.
# hampilavo lefona
mampahatonga ny olona iray na biby tsy ho afaka hanafika.
# hanorina trano iray ho anao
Yaveh dia nilaza ny hanome an'i Davida taranaka maro mba hitondra manerana an'Israely tamin'ny nanorenany trano ho Azy.