# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy miresak amin'ny Natana ny hafatra izay heverina homena an'i Davida Andriamanitra. # hametraka azy ireo ao Andriamanitra dia milaza ny hametraka an'Israely amin'ny tany namapanantenaina toy ny zava-maniry izay napetrany teo amin'ny tany. D.H: "Hampitoetra azy ireo eo Aho" # nanomboka tamin'ny andro izay nandidiako Ny fotoan'ny taranaka maro dia nolazaina ho hatramin'ireo andro. D.H: "raha nandidy Aho" na "hatramin'ny taranaka izay nandidiako" # mba ho eo amin'Israely oloko Ny hoe eo amin'ny fitondrana dia nolazaina koa ho eo amin'ny olona iray. D:H "handidy ny Israely oloko" # ireo fahavalonao rehetra... lazaiko aminao Ny teny "anao" sy "ianao" dia nialazana an'i Davida. # hampilavo lefona mampahatonga ny olona iray na biby tsy ho afaka hanafika. # hanorina trano iray ho anao Yaveh dia nilaza ny hanome an'i Davida taranaka maro mba hitondra manerana an'Israely tamin'ny nanorenany trano ho Azy.