plt_tn/1ch/17/09.md

965 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy miresak amin'ny Natana ny hafatra izay heverina homena an'i Davida Andriamanitra.

hametraka azy ireo ao

Andriamanitra dia milaza ny hametraka an'Israely amin'ny tany namapanantenaina toy ny zava-maniry izay napetrany teo amin'ny tany. D.H: "Hampitoetra azy ireo eo Aho"

nanomboka tamin'ny andro izay nandidiako

Ny fotoan'ny taranaka maro dia nolazaina ho hatramin'ireo andro. D.H: "raha nandidy Aho" na "hatramin'ny taranaka izay nandidiako"

mba ho eo amin'Israely oloko

Ny hoe eo amin'ny fitondrana dia nolazaina koa ho eo amin'ny olona iray. D:H "handidy ny Israely oloko"

ireo fahavalonao rehetra... lazaiko aminao

Ny teny "anao" sy "ianao" dia nialazana an'i Davida.

hampilavo lefona

mampahatonga ny olona iray na biby tsy ho afaka hanafika.

hanorina trano iray ho anao

Yaveh dia nilaza ny hanome an'i Davida taranaka maro mba hitondra manerana an'Israely tamin'ny nanorenany trano ho Azy.