plt_tn/1ch/14/15.md

16 lines
360 B
Markdown

# Fampahafantarana ankapobeny:
Manohy ny valinteniny ho an'ny fanontanian'i Davida Andriamanitra.
# hialoa lalana anao
D.H: "mandeha mialoha anao mba hiady ho anao"
# Gazera
Anarana vohitra izany.
# ny lazan'i Davida dia niely teo amin'ny tany rehetra
D.H: "ireo olona lavitra indrindra dia naheno ny momban'ny fandresen'i Davida teo amin'ny Filistina"