# Fampahafantarana ankapobeny: Manohy ny valinteniny ho an'ny fanontanian'i Davida Andriamanitra. # hialoa lalana anao D.H: "mandeha mialoha anao mba hiady ho anao" # Gazera Anarana vohitra izany. # ny lazan'i Davida dia niely teo amin'ny tany rehetra D.H: "ireo olona lavitra indrindra dia naheno ny momban'ny fandresen'i Davida teo amin'ny Filistina"