plt_tn/1ch/14/15.md

360 B

Fampahafantarana ankapobeny:

Manohy ny valinteniny ho an'ny fanontanian'i Davida Andriamanitra.

hialoa lalana anao

D.H: "mandeha mialoha anao mba hiady ho anao"

Gazera

Anarana vohitra izany.

ny lazan'i Davida dia niely teo amin'ny tany rehetra

D.H: "ireo olona lavitra indrindra dia naheno ny momban'ny fandresen'i Davida teo amin'ny Filistina"