plt_tn/1ch/11/20.md

365 B

izy telo

"ireo mpiady telo mahery"

no kapiteny teo amin'izy telo

DH: "Abisay no mpitarikan'ireo mpiady telo mahery ireo"

izy no nomem-boninahitra avo roa heny ary lasa kapitenin'izy ireo

DH: "Nanana fanajana lehibe ho an'i Absiay ireo miaramila ary nanao azy ho mpitarik'azy ireo, na dia tsy nanisa azy ho iray amin'ireo mpiady mahery telo aza izy ireo.