plt_tn/1ch/11/20.md

12 lines
365 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izy telo
"ireo mpiady telo mahery"
# no kapiteny teo amin'izy telo
DH: "Abisay no mpitarikan'ireo mpiady telo mahery ireo"
# izy no nomem-boninahitra avo roa heny ary lasa kapitenin'izy ireo
DH: "Nanana fanajana lehibe ho an'i Absiay ireo miaramila ary nanao azy ho mpitarik'azy ireo, na dia tsy nanisa azy ho iray amin'ireo mpiady mahery telo aza izy ireo.