# izy telo "ireo mpiady telo mahery" # no kapiteny teo amin'izy telo DH: "Abisay no mpitarikan'ireo mpiady telo mahery ireo" # izy no nomem-boninahitra avo roa heny ary lasa kapitenin'izy ireo DH: "Nanana fanajana lehibe ho an'i Absiay ireo miaramila ary nanao azy ho mpitarik'azy ireo, na dia tsy nanisa azy ho iray amin'ireo mpiady mahery telo aza izy ireo.