forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
328 B
Markdown
8 lines
328 B
Markdown
# Inona no nanotanian'ireo vehivavin'i Jerosalema?
|
|
|
|
Nanontanian'izy ireo hoe iza ilay miakatra avy any an'efitra, miankina amin'ny malalany.
|
|
|
|
# Inona no nolazain'ilay tovovavy tamin'ny malalany rehefa namoha azy teo ambany hazo paiso izy?
|
|
|
|
Nolazainy taminy fa efa nanorotoro sy niteraka azy teo ambanin'ny hazo paiso ny reniny.
|