plt_tq/sng/08/05.md

328 B

Inona no nanotanian'ireo vehivavin'i Jerosalema?

Nanontanian'izy ireo hoe iza ilay miakatra avy any an'efitra, miankina amin'ny malalany.

Inona no nolazain'ilay tovovavy tamin'ny malalany rehefa namoha azy teo ambany hazo paiso izy?

Nolazainy taminy fa efa nanorotoro sy niteraka azy teo ambanin'ny hazo paiso ny reniny.