# Inona no nanotanian'ireo vehivavin'i Jerosalema? Nanontanian'izy ireo hoe iza ilay miakatra avy any an'efitra, miankina amin'ny malalany. # Inona no nolazain'ilay tovovavy tamin'ny malalany rehefa namoha azy teo ambany hazo paiso izy? Nolazainy taminy fa efa nanorotoro sy niteraka azy teo ambanin'ny hazo paiso ny reniny.