plt_tq/sng/08/02.md

261 B

Aiza no tian'ilay vehivavy hitondrana ny malalany?

Tiany ho entina any an-tranon'ny reniny izy mba ahafahany mampianatra azy.

Inona no nataon'ny tanan'ny malalany havia sy havanana?

Ny tanany havia nihazona ny lohany ary ny tanany havanana mamihina azy.