# Aiza no tian'ilay vehivavy hitondrana ny malalany? Tiany ho entina any an-tranon'ny reniny izy mba ahafahany mampianatra azy. # Inona no nataon'ny tanan'ny malalany havia sy havanana? Ny tanany havia nihazona ny lohany ary ny tanany havanana mamihina azy.