plt_tq/sng/08/02.md

8 lines
261 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Aiza no tian'ilay vehivavy hitondrana ny malalany?
Tiany ho entina any an-tranon'ny reniny izy mba ahafahany mampianatra azy.
# Inona no nataon'ny tanan'ny malalany havia sy havanana?
Ny tanany havia nihazona ny lohany ary ny tanany havanana mamihina azy.