Add OT to NT

This commit is contained in:
prnewell 2021-10-05 20:47:19 -04:00
parent 648b7b2123
commit c223b95314
11071 changed files with 36974 additions and 3670 deletions

3
1ch/01/08.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza ilay mpandresy voalohany teto an-tany?
Nimroda, ny zanaka lahin'i Kosy, no mpandresy voalohany.

3
1ch/01/17.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Maninona no nantsoina hoe Pelega ny iray tamin'ireo zanakalahin'i Ebera?
Tamin'ny androny, nizara ny tany.

3
1ch/01/43.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Tanin'iza no nanjakan'ireo mpanjaka talohan'ny nanjakan'ireo Israelita?
Ny tanin'ny Edoma no najakan'ireo mpanjaka talohan'ny nanjakan'ireo mpanjaka Israelita.

3
1ch/02/03.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no niseho tamin'i Era, lahimatoan'i Joda?
Nanao ratsy teo imason'i Yaveh, ka namono azy i Yaveh.

3
1ch/02/05.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Ahoana no nitondran'i Akara korontana teo amin'ny Israely?
Nangalatra izay voatokana ho an'Andriamanitra izy.

3
1ch/02/13.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza no zanakalahin'i Jese fahafito?
Davida no zanaka lahin'i Jese fahafito.

3
1ch/03/04.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Firy taona no nanapahan'i Davida toy ny mpanjaka tao Jerosalema?
Nanapaka toy ny mpanjakan'ny Jerosalema nandritry ny telo amby telopolo taona izy.

3
1ch/03/15.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza no mpanjakan'ireo Israelita teo aloha?
Zedekia no mpanjakan'ny Israely teo aloha.

3
1ch/04/09.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'i Jabeza raha nivavaka tamin'Andriamanitry ny Israely izy?
Nivavaka ny mba ho tahian'Andriamanitra izy, hanitatra ny faritaniny, homba azy amin'ny tanana mba ho afaka ny fanaintainany.

3
1ch/04/27.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Maninona ny vondron'i Simey sy ireo rahalahiny no tsy nitombo isa ary izay nataon'ny vahoakan'ny Joda?
Tsy niteraka zaza maro ireo rahalahiny.

3
1ch/04/39.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa maninona ny sasany tamin'ireo zanakalahin'i Simey no nandeha tany Gedora izay any amin'ny ilany atsinan'ny lohasaha?
Nitady ahitra ho an'ireo ondry aman'osy izy ireo, ary nahita ahitra maro sady tsara teny izy ireo.

7
1ch/05/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Fa maninona no nomena an'i Josefa rahalahiny ny fizokiana fa tsy tamin'i Robena lahimatoa?
Nomena an'i Josefa rahalahiny ny fizokiana, zanaka lahin'Israely, satria nandoto ny fandrian'ny dadany i Robena.
# Iza tamin'ireo zanakalahin'Israely no niavian'ny mpitarika?
Avy amin'ny zanaka lahin'Israely no nihavian'ny mpitarika, Joda.

3
1ch/05/04.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no niseho tamin'i Bera, ilay zanakalahin'i Bala?
Ny mpanjakan'ny Asyria handray azy ho babo.

3
1ch/05/18.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Firy ny isan'ireo miaramilan'ireo Robenita, ireo Gadita, ary ireo antsasaky ny fokon'i Manase niofana?
Efatra arivo sy efatra alina ireo miaramila niofana amim'ny ady, izay nitana ampinga sy sabatra, ary nanjena ny tsipika.

7
1ch/05/20.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Fa naninona no resy i Agrita?
Resy izy ireo satria nitalaho tamin'Andriamanitra ireo Israelita ary nametraka ny fitokisany taminy, ary namaly azy ireo
# Hafiriana no niainan'ireo Israelita amin'ny tany izay alain'izy ireo amin'ireo Agrita?
Nonina tao mandra-pahatongan'ny fanababoana.

3
1ch/05/23.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Taiza no nonina ny antsasaky ny fokon'i Manase niaraka tamin'ireo fianakaviny?
Nonina tao amin'ny tany Basana izy ireo.

3
1ch/05/25.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Satria nahatoky an'Andriamanitra ireo Robenita, ireo Gadita, ary ny antsasaky ny fokon'i Manase, inona no ataony amin'izy ireo?
Namporisika ny mpanjakan'i Asyria ary nandefa sesi-tany ireo foko tao amin'ny Asyria.

3
1ch/06/13.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa ahoana no nataon'Yaveh sesi-tany i Joda sy Jerosalema?
Niala tao Joda sy Jerosalema amin'ny Nebokadnezara mpanjakan'ny Babilona izy.

7
1ch/06/31.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona ireo adidin'ny lehilahy izay mametraka an'i Davida hiandraikitra ny zava-maneno?
Nanompo tamin'ny fihirana manoloana ny tabernakely izy ireo.
# Iza no nanorina ny tranon'Yaveh tao Jerosalema?
Solomona no nanorina ny tranon'Yaveh.

3
1ch/06/48.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza amin'ny fokon'Israely no voatendry hanao ny asa ho an'ny tabernakely?
Ireo Levita no voatendry hanao izany asa izany.

7
1ch/06/49.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no andraikitr'i Arona sy ireo zanakalahiny amin'ireo fanatitra mahagaga?
Tompon'andraikitra amin'ireo fanatitra eo amin'ny alitara ho amin'ny fanatitra dorana sy amin'ny alitaran'ny dintin-kazo manitra izy ireo.
# Inona izany fanatitra izany?
Mahagaga amin'ireo fahotan'Israely izany fanatitra.

3
1ch/06/63.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Taiza ireo Levita no nonina satria tsy nomena tany manokana tahaka ireo foko hafa izy ireo?
Notendrena amin'ny ankamaroan'ny tanàna miaraka amin'ireo tany fihinanam-bilona amin'ireo fokon' i Joda, Simeona, ary Benjamina ireo Levita.

3
1ch/07/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Olona tahakan'ny ahoana ireo zanakalahin'i Tola?
Lehibe, lehilahy mavitrika izy ireo.

3
1ch/07/04.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Firy ny isan'ny lehilahy mpiady ao amin'ny fokon'i Jisakara?
Nanana lehilahy mpiady miisa fito arivo sy valo alina ny foko'i Jisakara.

3
1ch/07/06.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Tahaka ny ahoana no nahafantarana ireo zanaka lahin'i Bela?
Toy ireo miaramila sy fiandohan'ireo foko no nahafantarana ireo zanakalahin'i Bela.

3
1ch/07/14.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza no niteraka ny zanakalahin'i Manase izay antsoina hoe Asriela?
Manase Aramita vaditsindranony no niteraka zazalahy nantsoina hoe Asriela.

3
1ch/07/20.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Maninona i Efraima no nila fampiononana avy amin'ireo rahalahiny rehefa nisaona nandritra ny fotoana maro izy?
Nila fampiononana avy amin'ireo rahalahiny i Efraima satria ireo sanany lahy Ezera sy Elada dia novonoin'ny lehilahin'i Gata rehefa nandeha nangalatra tamin'ny biby fiompiny izy ireo.

3
1ch/07/23.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa naninona no nantsoin'i Efraima hoe Beria ny zanany lahy?
Nantsoin'i Efraima hoe Beria ny zanany lahy satria nisy fahoriana tonga tamin'ny fianakaviany.

3
1ch/07/25.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza no zanakalahin'i Nona?
Josoa no zanaka lahin'i Nona.

3
1ch/07/28.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Taiza ireo fananana sy ireo fonenan'i Josoa sy ny fianakaviany?
Ao amin'ny Betela sy ireo zana-bohiny ireo fananany sy ireo fonenany.

3
1ch/07/39.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona avy ireo mahatsara ny taranak'i Asera?
Avy amin'ireo foko, ireo mpitarika ireo fianakaviany, lehilahy niavaka, lehilahy mpiady, mpisorona eo amin'ireo mpitarika ireo taranak'i Asera.

3
1ch/08/06.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Notendrena nankaiza ireo taranak'i Ehoda?
Notendrena ifindra ho any Manatana ireo taranak'i Ehoda.

3
1ch/08/12.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Nandroaka inona ireo zanakalahin'i Elpala?
Nandroaka ireo mponin'i Gata ireo zanaka lahiny.

3
1ch/08/26.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Aiza no monina ny zanakalahin'i Jerohama?
Nonina tao Jerosalema izy ireo.

3
1ch/08/32.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Aiza i Miklota sy ny fianakaviany no monina?
Nonina teo akaikin'ireo mifandray aminy tao Jerosalema i miklota sy ny fianakaviany.

3
1ch/08/38.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa inona no ahafantarana ireo zanakalahin'i Olama izay taranak'i Benjamina?
Lehilahy mpiady sy mpanipy tsipikà ireo zanakalahin'i Olama.

11
1ch/09/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,11 @@
# Tamin'ny no nanoratana ireo tetiharan'ny Israely rehetra?
Voasoratra tamin'ny Bokin'ireo Mpanjakan'Israely ireo tetiharana.
# Maninona i Joda no natao sesi-tany tao Babylona?
Nalefa sesi-tany tany Babylona i Joda noho ireo fahotany.
# Iza ilay olona voalohany nonina tao amin'ny tanànan'izy ireo?
Ny sasany tamin' ireo Israelita, ireo mpisorona, ireo levita, ary ireo mpanompon'ny tempoly no olona voalohany nonina tami'ireo tanàny.

3
1ch/09/10.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa inona no nahafantarana an'i Azaria?
Azaria dia mpisorona izay misahana ny tranon'Andriamanitra.

3
1ch/09/12.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa ahoana no ahafantarana ireo fifandraisani'i Adaia sy Masay?
Lehilahy tena mahay ny asa amin'ny tranon'Adriamanitra izy ireo.

7
1ch/09/17.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no andraikitra sahani'ny mpiandry varavarana teo aloha?
Nitsangana niandry ny vavahadin'ny mpanjaka teny amin'ny sisiny atsinana amin'ny tobin'ny taranak'i Levy ny mpiandry varavarana.
# Inona no andraikitr'ireo Koraita?
Nisahana ny amin'ny asan'ny tempoly sy ny amin'ny varavaran'ny trano lay izay onenan'Yaveh ireo Koraita.

3
1ch/09/20.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no andraikitr'i Zakaria, zanaka lahin'i Meselimia?
Mpiambina izay miditra ao an-tempoly, ny "trano lay fihaonana" i Zakaria.

3
1ch/09/22.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'ireo mpiambina vavahady sy ny zanany, izay nafindran'i Davida sy Samoela tamim-pitokisana, natao tao amin'ny Israely?
Niambina ireo vavahadin'ny tranon'i Yaveh, ilay tabernakely ireo mpiandry vavahady sy ireo sanany.

3
1ch/09/25.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'ireo mpitarika efatry ny mpiambina vavahady izay notendrena mba hiambina ireo efitra sy ireo trano fitahirizam-bokatra tao an-tranon' Andriamanitra?
Te handany ny alina teo amin'ny toerana manodidina ny tranon'Andriamanitra ary hamaha izany isa-maraina ireo mpitarika efatry ny mpiambina vavahady.

3
1ch/09/28.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona avy ireo asa tokony ho ataon'ireo Levita?
Ny sasany tamin'ireo Levita dia mpitarika efatry ny mpiambina vavahady ary maro no voatendry hikarakara ireo zavatra masina, ny fitaovana, sy ireo vatsy tahaka ny lafarinina, ny divay, ny diloilo, sy didin-kazo mamerovero, ary ireo zava-manitra.

3
1ch/09/30.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no andraikitr'ireo Kehatita?
Nisahana ny fikarakarana ny mofo isaky ny Sabata ireo Kehatita.

3
1ch/09/33.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Maninona ireo mpihira sy ireo mpitarika ny fianakavian'ny Levita no nonina tao amin'ny efitrano masina rehefa tsy miasa izy ireo?
Ireo mpihira sy ireo mpitarika ny fianakavin'ny Levita diq nonin tao amin'ny efitrano masina satria natanteraka ireo raharaha nomena azy ireo andro aman'alina.

3
1ch/10/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no niseho tamin'ireo zanaka lahin'i Saoly tao amin'ny tendrombokitra Gilboa?
Niady tamin'ireo zanaka lahin'i Saoly ary namona azy ireo Filistina.

7
1ch/10/04.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Maninona no tian'i Saoly ho trobaran'ny mpitondra fiadiana amin'ny sabany izy?
Tiany ho trobarany amin'ny sabany i Saoly amin'izay tsy afaka ny hanararaotra azy ireo tsy voafora.
# Inona no nataon'i Saoly rehefa tsy nanatrobaka azy ny mpandefona?
Naka ny sabany i Saoly ary lavo teo amin'izany izy.

3
1ch/10/05.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Ahoana no fihetsiky ny mpitondra fiadian'i Saoly raha nahita ny fatin'i Saoly izy?
Rehefa nahita ny fatin'i Saoly ilay mpitondra ny fiadiany , dia lavo tamin'ny sabany ary maty koa izy.

3
1ch/10/07.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'ny lahialahin'Israely rehefa nahita izy fa nandositra ny miaramila ary i Saoly sy ireo zanany lahy dia maty?
Nandositra niala tamin'ny tanàna izy ireo ary tonga ireo Filistina ka nonina teo amin'ireo.

3
1ch/10/09.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'ireo Filistina tamin'ny fatin'i Saoly?
Nendahan'ireo Filistina ny vatany ary napetraka teo amin'ny tempolin'ny andriamanitr'ireo ny fiadiany ary nofehezina teo amin'ny tempolin'ny dragona ny lohany.

3
1ch/10/11.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'ireo lahilahy mpiadin'i Jabesa Gieada tamin'ny fatin'i Saoly sy ireo zanany lahy?
Nalain'izy ireo ny fatin'i Saoly sy ireo zanany lahy ary nentina tao Jabesa ary nalevin'ireo teo ambany hazo terembinta ireo taolana.

7
1ch/10/13.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Fa naninona i Saoly no maty?
Maty i Saoly satria tsy nino ary tsy nahatoky ny fitondran'Yaveh, nefa naka toro-hevitra tamin'ny olona izay niresaka tamin'ny maty.
# Tamin'iza no namiindran'Yaveh ny fanjakan'Israely?
Nafindran'Yaveh tamin'i Davida zanaka lahin'i Jese ny fanjakana

3
1ch/11/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa naninona no notondroin'ny Israely rehetra ho toy ny mpanjaka'Israely i Davida?
Nofo sy taolan'izy ireo i Davida, nitarika ny miaramilan'Israely teo aloha, ary Yavehn'i Samoela nanambara fa i Davida no anapaka amin'ny Israely.

3
1ch/11/04.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'i Jakoba amin'ny mpibaiko ny miaramilan'Israely?
Davida niteny fa na iza na iza no nanafika an'i Jesobita voalohany dia tonga mpibaiko, ary Joaba no nanafika azy voalohany.

3
1ch/11/07.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Nahoana no tonga lehibe dia lehibe i Davida tao aorian'ny nonenany tao amin'ny tanànan'i Davida izy?
Tonga lehibe dia lehibe i Davida satria nomba azy Yaveh tompon'ny maro.

3
1ch/11/10.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa inona no nahafantrana an'i Jasobeama?
Namono telon-jato lahy tamin'ny lefony tanaty ady iray izy.

3
1ch/11/12.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Nanao ahoana ny lazan'i Eleazaran'i Ahotita?
Tao aorian'ny namonoan'ny miaramilan'i Israelita, nitsangana teo afovoan'ny sahany i Eleazara ilay Ahotita ary nandringana ireo Filistina.

3
1ch/11/15.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no noangavian'i Davida ho atao?
Te hisotro rano avy amin'ny fatsakana akaikin'ny vavahadin'i Betlehema i Davida.

7
1ch/11/18.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Ahoana no namalian'ireo lehilahy mlahery telo ny hetahetan'i Davida ho tena izy?
Namakivaky ny tafik'ireo Filistina ireo lehilahy mahery telo, nanovo rano avy tao amin'ny fatsakanan'i Betlehema, ary nitondra izany tany amin'i Davida.
# Fa naninona no tsy nisotro ny avy tamin'ny fatsakana tao Betlehema rehefa nanao vy vey ny ainy tamin'izany ireo lehilehy maheriny i Davida.
Nandà tsy hisotro ny rano i Davida satria tsy nety ny eritreriny amin'ny vy very ny ainy mba ahazoana misotro amin'izany.

3
1ch/11/20.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Nanao ahoana ny lazani Abisay, rahalahin'i Joaba?
Kapiteny teo amin'ireo lehilahy mahery ary namono olona telon-jato tamin'ny lefony.

3
1ch/11/22.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Nanaoo ahoana ny lazan'i Benaian zanaka lahin'i Joiada?
Lehilahy mahery i Benaia izay namono ny liona tao an-davaka raha nilatsaka ny oram-panala, ary namono Egyptiana tamin'ny lefony izy.

3
1ch/11/24.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no andraikitr'i Davida nomena ab'i Benaia?
Tena nojeren'i Davida i Benaia, ary nataony ho mpiambina azy.

3
1ch/11/26.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza tamin'ireo lehilahy mahery no rahalahin'i Joaba?
Asahela ilay rahalahin'i Joaba tamin'ireo lehilahy mahery.

3
1ch/12/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no talenta miavaky ny lehilahy mahery iray izay nanantona an'i Davida izay nanaisotra azy tamin'ny fanatrehan'i Saoly?
Ny lehilahy mahery Benjamita dia sady nampiasa ny tanan an-kavanana sy ny tanana an-kavia tamin'ny fitifirana amin'ny tsipika ary tamin'ny an-tsamon-tady.

3
1ch/12/08.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'ireo Gadita izay nanatona an'i Davida tao amin'ny fiarovana mafy tany an'efitra?
Lehilahy nofanina niady ireo Gadita izay mitàna ampinga sy lefona, izay tahaka ny tavan'ny liona masiaka, ary izay haingam-pandeha tahaka an'i gazela eny amin'ny tendrombohitra.

3
1ch/12/14.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no notanterahan'ireo zanaka lahin'i Gada tao amin'ny tany nomen'Israely?
Tsy niampita tamin'i Jordana fotsiny ireo zanaka lahin'i Gada fa taorian'izany dia nandifotra ny morony, ka nandroaka ny zava-manan'aina rehetra tamin'ireo lohasaha.

3
1ch/12/16.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no fampitandremana nataon'i Davida tamin'ny lehilahin'i Benamina sy Joda rehafa tonga tao amin'ny fiarovana izy ireo?
Niteny tamin'ireo i Davida fa afaka manantona azy izy ireo raha tonga amim-pilaminana izy ireo, fa raha tonga hamadika azy amin'ny fahavalony izy ireo, angataka amin'Andriamanitra mafy izy mba hijery azy fa tsy nanao ratsy izy.

3
1ch/12/18.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no navalin'i Amasay ny fitarainan'i Davida?
Niteny tamin'i Davida i Amasay fa iray isika eo imasony ary fiadanana ho amin'ireo izay manampy an'i Davida satria manampy azy ny Andriamaniny.

3
1ch/12/19.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa nahoana no nalefan'ireo Filistina i Davida rehefa tonga teo amin'ireo Filistina mba hiady hanoitra an'i Saoly izy?
Natahotra ny mety hiverenany hiady amin'i Saoly ireo Filistina ary te ahafoy ny ainy izy ireo.

3
1ch/12/21.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Ohatran'ny ahoana ilay lehilahin'i Manase, izay tonga mpifehy ny miaramilan'i Davida taty aoriana?
Ny lehilahin'i Manase dia lehilahy mpiady izay nanampy an'i Davida tamin'ny ady nanohitra ireo tafika.

3
1ch/12/23.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Maninona ireo miaramila mitam-piadiana amin'ny ady no tonga tamin'i Davida tao Hebrona?
Tonga tao amin'i Davida tao Hebrona izy ireo mba hanampy azy haka ny fanjakan'i Saoly izay tanteraka amin'ny tenin'Yaveh izy ireo.

3
1ch/12/26.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa tamin'ny inona no nahafantarana an'i Zadoka?
Tanora i Zadoka, lehibe, ary lehilahy be herim-po.

3
1ch/12/32.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Fa inona no nahafantarana ireo mpitarika roanjato avy amin'ny Isakara?
Nanana fahazavan-tsaina tamin'izany fotoana izany ary nahalala izay tsy maintsy nataon'Israely izy ireo.

7
1ch/12/38.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no nahatongavan'ireo miaramilan'ny Israely tao Hebrona?
Nankao Hebrona miaraka amin'ny fikasana ny hanao an'i Davida mpanjaka manerana ny Israely rehetra izy ireo.
# Maninona ireo miaramilan'ny Israely no ampy sakafo sy fisotro ka afaka nihinana sy nisotro izany tamin'ny telo andro izay nankalazana ny nanendrena an'i Davida ho mpanjakan'ny Israely?
Nandefa vatsy ho an'izy ireo ny fianakavian'ireo miaramilan'ny Israely.

7
1ch/13/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Iza no nakan'i Davida hevitra mialohan'ny hiresahany amin'ny vondron'ny Israely rehetra?
Naka hevitra tamin'ireo mpibaiko sy ireo mpitarika ny Israely izy.
# Inona no naneken'ny vondrona hlihaino an'i Davida, nandefa mpitondra hafatra tany amin'ny israely rehetra ary niaraka tamin'i Davida nitondra ny fiaran'Andriamanitra hiverina tao Israely?
Nanaiky ny hanao ireo zavatra ireo fivondronana satria toa marina teo imason'ireo olona rehetra izy ireo.

3
1ch/13/07.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'i Davida sy ny Israely rehetra Nataon'i Davida sy ny Israely rehetra toy inona ny nitondrana ilay fiara hivoaka ny tranon'i Abinada?
Nankalaza teo ammin'Andriamanitra niaraka tamin'ireo mpino rehetra i Davida sy ireo Israely rehetra.

7
1ch/13/09.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no nataon'Yaveh rehefa naninjitra ny tanany hiazona ilay fiara i Oza ka nianjera ny omby?
Nirehitra tamin'i Oza ny hatezeran'i Yaveh, ary novonoin'i Yaveh izy
# Inona no nahatezitra an'i Davida tamin'i Yaveh?
Tezitra i Davida satria namono an'i Oza i Yaveh.

7
1ch/13/12.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Taiza no nametrahan'i Davida ny fiaran'Avdriamanitra rehefa tonga nataotra an'Avdriamanitra izy?
Napetrak'i Davida tao amin'ny tranon'i Obeda Edoma ilay Getita ny fiaran'Andriamanitra.
# Inona no nataon'Yaveh tamin'ny tranon'i Obeda Edoma?
Nosimbain'Yaveh ny tranony sy ny fananany rehetra.

3
1ch/14/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nahafantaran'i Davida fa rehefa nandeha mpitondra hafatra i Hirama, mpanjakan'ny Tyro, ireo hazo sedera, ireo mpandrafitra sy ireo mpanorina trano ho an'i Davida?
Davida dia nahafantatra fa Yaveh no efa nametraka azy ho mpanjaka teo amin'Israely

3
1ch/14/03.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no vokatry ny fakan'i Davida vady maro?
Tonga rain'ireo zanaka lahy sy ireo zanaka vavy maro i Davida.

3
1ch/14/08.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'i Davida rehefa nandre izay fomba fijerin'ireo Filistina azy izy?
Nivoaka hanoitra ireo Filistina izy.

7
1ch/14/10.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no namalian'Yaveh an'i Davida rehefa nanontany i Davida raha hanafika an'ireo Filistina Izy?
Niteny tamin'i Davida i Yaveh fa hanafika azy ireo ka hanome azy ireo amin'i Davida.
# Inona no baiko nataon'i Davida tamin'ireo andriamanitr'ireo Filistina izay navelany teo?
Nanome baiko ny nandorana ireo andriamanitr'ireo Filistina i Davida.

3
1ch/14/13.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Tamin'ny ahoana nonilazan'Andriamanitra an'i Davida ny fanafihan'ireo Filistina teo amin'ny lohasaha indray izy ireo?
Niteny tamin'i Davida i Andriamanitra fa manodidina azy aoriany ary hanantona azy ireo eo amin'ny hazo.

7
1ch/14/15.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no ren'i Davida mialoha'ny nanafihan'ireo Filistina amin-kery?
Nandre feo mirodorodo amin'ny fitsokan'ny rivotra eo amin'ireo tendron-kazo i Davida.
# Inona no nataon'i Yaveh tamin'ny firenena rehetra raha nanely ny lazan'i Davida teny amin'ny tany rehetra teny?
Nahatonga ny firenena rehetra hatahotra azy Yaveh.

7
1ch/15/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Iza no nolazain'i Davida tamin'ilay olona iray izay notendren'Yaveh hikarakara ny fiara?
Ireo Levita no olona tokana izay nosafidian'Andriamanitra hikarakara ny fiara.
# Fa inona no nanangonan'i Davida ny vondrona rehetra ao amin'ny Israely tao Jerosalema?
Nangonin'i Davida izy ireo mba hitondra ny fiaran'Yaveh ho amin'ny toerana izay efa nomaniny ho amin"izany.

3
1ch/15/04.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza no nangonin'i Davida niaraka mba hitondra ny fiara?
Nangonin'i Davida niaraka ireo taranak'i Arona sy ireo Levita.

3
1ch/15/11.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'ireo fianakavian'ny Levita sy ireo rahalahiny mba nahafahany nitondra ny fiaran'Yaveh tany amin'ny toerana izay nomanin'i Davida ho an'izany?
Namindra ny tenany izy ireo ka afaka nitondra ny fiaran'Yaveh.

7
1ch/15/13.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Fa naninona no nanamasin-tena ireo mpisorona sy ireo Levita?
Nanamasin-tena izy ireo mba ahafahany mitondra ny fiaran'Yaveh, ilay Andriamanitry ny Israely.
# Avy tamin'ny inona no nandidian'i Mosesy ny amin'ny fikarakarana ny fiara amin'ny soroka amin'ny bao?
Nomena avy tamin'ny tenin'Yaveh ireo didy amin'ny fikarakarana ny fiara.

3
1ch/15/16.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza no notendren'i Davida handray andraikitra ny amin'ireo zava-maneno?
Notendren'i Davida handray andraikitra amin'ireo zava-maneno ireo mpitarika an'ireo Levita.

3
1ch/15/25.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza no nanampy ireo Levita izay nikarakara ny fiaran'ny faneken'Yaveh?
Nanampy ireo Levita izay nikarakara ny fiara i Andriamanitra.

7
1ch/15/27.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no akanjo nanaovan'i Davida ary inona no lamba nanaovana ny akanjony?
Nanana akanjo lava tamin'ny rongony fotsy madinika i Davida ka nanaovany izany.
# Iza no nampiakatra ny fiara tamin'ny hiakam-pifaliana, tamin'ny feon'ireo tandroka, tamin'ny kimpantsona ary tamin'ny valiha sy harpa?
Ny Israely rehetra no nampiakatra ny fiara.

3
1ch/15/29.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no nataon'i Davida ka nanaovan'i Mikala azy tsinontsinona tao am-pony?
Tazan'i Mikala nandihy sy nankalaza i Davida.

7
1ch/16/01.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no naterin'ireo Israelita teo amin'Andriamanitra taorian'ny nametrahana ny fiara teo afovoan'ny trano-lay izay namboarin'i Davida ho amin'izany?
Nanolotra ireo fanatitra dorana sy ireo fanati-pihavanana izy ireo.
# Inona avy no nozarain'i Davida tamin'ireo Israely rehefa avy nitahy ny vahoaka tamin'ny anaran'i Yaveh izy?
Nizara mofo, sombi-kena, ary mofo mamy misy voalooka tamin'izy ireo i Davida.

3
1ch/16/04.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no notendrena ho ataon'ireo Levita mba ho toy ny nanompoan'izy ireo teo anoloan'ny fiara no ataony?
Nankalaza, nisaotra sy nidera an'i Yaveh, Andriamanitry ny Israely toy ny nanompoan'izy ireo teo anoloan'ilay fiaran'Yaveh ireo Levita.

7
1ch/16/07.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no notendrena ho ataon'i Asafa sy ireo rahalahiny?
Notendrena hihira ny hiran'ny fisaorana an'i Yaveh izy ireo.
# Inona no noresahan'ny olona momban'ny hira izay nohirain'i Asafa sy ireo rahalahiny?
Niresaka momban'ny asa mahagagan'i Yaveh rehetra izy ireo.

3
1ch/16/10.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Iza no nireharehana sy notadiavin'ny olona?
Nirehareha sy nitady an'i Yaveh ny olona.

3
1ch/16/12.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Inona no heverina hitadidiana ny momba an'i Yaveh Andriamanitrareo amin'ireo taranaky ny Israely, izay nofidian'Yaveh?
Mitadidy ireo zavatra tsara nataony, ireo fahagagana ary ireo lalàna avy amin'ny vavany izy ireo.

7
1ch/16/15.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,7 @@
# Inona no nataon'Yaveh tamin'i Abrahama mba ahatsiarovana ireo Israelita mandrakizay?
Nanao fanekena tamin'i Abrahama Izy, ary hanao an-tsaina mandrakizay ireo fanekena nataon'Yaveh ireo Israelita.
# Inona no nampanantenan'Yaveh tamin'ny olona fa omeny ho lovain'izy ireo?
Nampanantena ny hanome ny tanin'ny Kanana ho azy ireo i Yaveh.

3
1ch/16/19.md Normal file
View File

@ -0,0 +1,3 @@
# Ahoana no niarovan'Yaveh ny Israely raha mbola vitsy izy ireo ary raha nandeha amin'ny fanjakana iray ho any amin'ny hafa izy ireo?
Tsy namela olona ampahory azy ireo Izy.

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More