forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
330 B
Markdown
8 lines
330 B
Markdown
# Nahoana no tiany hifofa maraina ny malalany?
|
|
|
|
Tiany hifofa maraina izy mba hizaha raha mitsimoka ireo voaloboka ao amin'ny tanimboaloboka ary raha mamony ireo ampongabendanitra.
|
|
|
|
# Inona no nolazainy fa homeny ny malalany rehefa tonga ao amin'ny tanimboaloboka izy ireo?
|
|
|
|
Nolazainy fa hanome ny fitiavany ho an'ny malalany izy.
|