# Nahoana no tiany hifofa maraina ny malalany? Tiany hifofa maraina izy mba hizaha raha mitsimoka ireo voaloboka ao amin'ny tanimboaloboka ary raha mamony ireo ampongabendanitra. # Inona no nolazainy fa homeny ny malalany rehefa tonga ao amin'ny tanimboaloboka izy ireo? Nolazainy fa hanome ny fitiavany ho an'ny malalany izy.