plt_tq/sng/07/12.md

330 B

Nahoana no tiany hifofa maraina ny malalany?

Tiany hifofa maraina izy mba hizaha raha mitsimoka ireo voaloboka ao amin'ny tanimboaloboka ary raha mamony ireo ampongabendanitra.

Inona no nolazainy fa homeny ny malalany rehefa tonga ao amin'ny tanimboaloboka izy ireo?

Nolazainy fa hanome ny fitiavany ho an'ny malalany izy.