plt_tq/sng/06/08.md

12 lines
471 B
Markdown

# Vehivavy hafa firy no nolazain'ny malalan'ilay vehivavy fa teo?
Nolazainy fa nisy mpanjakavavy 60; vaditsindrano 80, ary zatovovavy tsy hita isa teo.
# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny voromailalany?
Soritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ho madio, tokana, ary miavaka sy vavy tokan-dreniny izy.
# Inona no nolazain'ireo mpanjakavavy sy ireo vaditsindrano momba azy rehefa nahita azy izy ireo?
Nidera azy ireo mpanjakavavy sy ireo vaditsindrano