# Vehivavy hafa firy no nolazain'ny malalan'ilay vehivavy fa teo? Nolazainy fa nisy mpanjakavavy 60; vaditsindrano 80, ary zatovovavy tsy hita isa teo. # Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny voromailalany? Soritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ho madio, tokana, ary miavaka sy vavy tokan-dreniny izy. # Inona no nolazain'ireo mpanjakavavy sy ireo vaditsindrano momba azy rehefa nahita azy izy ireo? Nidera azy ireo mpanjakavavy sy ireo vaditsindrano