plt_tq/sng/06/08.md

471 B

Vehivavy hafa firy no nolazain'ny malalan'ilay vehivavy fa teo?

Nolazainy fa nisy mpanjakavavy 60; vaditsindrano 80, ary zatovovavy tsy hita isa teo.

Ahoana no nanoritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ny voromailalany?

Soritsoritan'ny malalan'ilay vehivavy ho madio, tokana, ary miavaka sy vavy tokan-dreniny izy.

Inona no nolazain'ireo mpanjakavavy sy ireo vaditsindrano momba azy rehefa nahita azy izy ireo?

Nidera azy ireo mpanjakavavy sy ireo vaditsindrano