plt_tq/sng/06/06.md

8 lines
292 B
Markdown

# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalany ny nifiny?
Soritsoritany tahaka ny andiana ondrivavy miakatra avy any amin'ny toerana fisasana ny nifiny.
# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalany ny takolany?
Soritsoritan'ny malalany tahaka hasin'ampongabendanitra ao ambadiky ny voaliny ny takolany.