# Ahoana no nanoritsoritan'ny malalany ny nifiny? Soritsoritany tahaka ny andiana ondrivavy miakatra avy any amin'ny toerana fisasana ny nifiny. # Ahoana no nanoritsoritan'ny malalany ny takolany? Soritsoritan'ny malalany tahaka hasin'ampongabendanitra ao ambadiky ny voaliny ny takolany.