plt_tq/sng/06/06.md

292 B

Ahoana no nanoritsoritan'ny malalany ny nifiny?

Soritsoritany tahaka ny andiana ondrivavy miakatra avy any amin'ny toerana fisasana ny nifiny.

Ahoana no nanoritsoritan'ny malalany ny takolany?

Soritsoritan'ny malalany tahaka hasin'ampongabendanitra ao ambadiky ny voaliny ny takolany.