plt_tq/sng/06/05.md

319 B

Nahoana no te hampiala ny masony mba tsy hijery azy ny malalan'ilay vehivavy?

Tiany hamily ny masony tsy hijery azy ny malalan'ilay vehivavy satria manafotra azy ny masony.

Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny volony?

Soritsoritany tahaka ny andian'osy eny amin'ireo hantsan'ny Tendrombohitr'i Gileada izy.