plt_tq/sng/06/05.md

8 lines
319 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no te hampiala ny masony mba tsy hijery azy ny malalan'ilay vehivavy?
Tiany hamily ny masony tsy hijery azy ny malalan'ilay vehivavy satria manafotra azy ny masony.
# Ahoana no nanoritsoritan'ilay vehivavy ny volony?
Soritsoritany tahaka ny andian'osy eny amin'ireo hantsan'ny Tendrombohitr'i Gileada izy.